2 Tantara 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia norakofany volamena ny trano,+ ny hazo mitondra ny tafo, ny tokonana, ny rindrina, ary ny varavarana. Ary nasiany sarina kerobima voasokitra teny amin’ny rindrina.+
7 Dia norakofany volamena ny trano,+ ny hazo mitondra ny tafo, ny tokonana, ny rindrina, ary ny varavarana. Ary nasiany sarina kerobima voasokitra teny amin’ny rindrina.+