2 Tantara 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nanamboatra an’ilay efitra* atao hoe Masina Indrindra izy.+ Nirefy 20 hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany. Norakofany volamena tena tsara nilanja 600 talenta* ilay izy.+
8 Dia nanamboatra an’ilay efitra* atao hoe Masina Indrindra izy.+ Nirefy 20 hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany. Norakofany volamena tena tsara nilanja 600 talenta* ilay izy.+