2 Tantara 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nilanja 50 sekely* ny volamena nanaovana an’ireo fantsika. Norakofany volamena koa ireo efitra tany an-tampon-trano.
9 Nilanja 50 sekely* ny volamena nanaovana an’ireo fantsika. Norakofany volamena koa ireo efitra tany an-tampon-trano.