-
2 Tantara 3:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary 20 hakiho ny halavan’ny elatr’ireo kerobima+ raha atambatra. Dimy hakiho ny halavan’ny iray amin’ny elatr’ilay kerobima voalohany, ary nipaika tamin’ny rindrin’ilay efitra ilay izy. Dimy hakiho koa ny halavan’ny elany ilany, ary nipaika tamin’ny iray amin’ny elatr’ilay kerobima faharoa ilay izy.
-