-
2 Tantara 3:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dimy hakiho ny halavan’ny iray amin’ny elatr’ilay kerobima iray, ary nipaika tamin’ny rindrin’ilay efitra ilay izy. Dimy hakiho koa ny halavan’ny elany ilany, ary nipaika tamin’ny iray amin’ny elatr’ilay kerobima voalohany ilay izy.
-