2 Tantara 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nisy haingony nitovy tamin’ny voatango+ teo ambanin’ny molony manodidina azy. Voatango folo isaky ny iray hakiho no nanodidina an’ilay Ranomasina. Roa andalana ireo voatango ireo, ary lasitra iray ihany no nandrendrehana azy sy ilay Ranomasina. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:3 Fandalinana, Boky 2,
3 Nisy haingony nitovy tamin’ny voatango+ teo ambanin’ny molony manodidina azy. Voatango folo isaky ny iray hakiho no nanodidina an’ilay Ranomasina. Roa andalana ireo voatango ireo, ary lasitra iray ihany no nandrendrehana azy sy ilay Ranomasina.