2 Tantara 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nipetraka teo ambonin’ny omby varahina 12+ ilay Ranomasina, ka ny omby 3 nitodika nianavaratra, ny 3 niankandrefana, ny 3 nianatsimo, ary ny 3 niantsinanana. Nifampiamboho ireo omby rehetra ireo, ary teo ambonin’ireo ilay Ranomasina. 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:4 w05 1/12 19 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:4 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2005, p. 19
4 Nipetraka teo ambonin’ny omby varahina 12+ ilay Ranomasina, ka ny omby 3 nitodika nianavaratra, ny 3 niankandrefana, ny 3 nianatsimo, ary ny 3 niantsinanana. Nifampiamboho ireo omby rehetra ireo, ary teo ambonin’ireo ilay Ranomasina.