2 Tantara 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Notanterahinao ny fampanantenana nataonao tamin’i Davida raiko mpanomponao.+ Ianao mihitsy no nampanantena, ary ianao mihitsy no nanatanteraka an’izany androany.+
15 Notanterahinao ny fampanantenana nataonao tamin’i Davida raiko mpanomponao.+ Ianao mihitsy no nampanantena, ary ianao mihitsy no nanatanteraka an’izany androany.+