-
2 Tantara 6:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, tanteraho àry ilay fampanantenana nataonao tamin’i Davida raiko mpanomponao hoe: ‘Hisy lehilahy avy amin’ny taranakao foana hipetraka eo anatrehako, eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely, raha mitandrina tsara ny taranakao ka mankatò ny lalàko,+ tahaka ny nanarahanao an’izay natoroko anao.’+
-