2 Tantara 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Henoy ny antso vonjy ataon’ny mpanomponao sy ny fitalahoan’ny Israely vahoakanao, rehefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity.+ Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao any!+ Enga anie ianao hihaino ka hamela heloka!+
21 Henoy ny antso vonjy ataon’ny mpanomponao sy ny fitalahoan’ny Israely vahoakanao, rehefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity.+ Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao any!+ Enga anie ianao hihaino ka hamela heloka!+