2 Tantara 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka hamela ny fahotan’ny mpanomponao, dia ny an’ny Israely vahoakanao, ary hanoro azy ny lalana tsara tokony halehany!+ Ary andatsaho orana+ ny taninao izay nomenao ho lovan’ny vahoakanao.
27 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka hamela ny fahotan’ny mpanomponao, dia ny an’ny Israely vahoakanao, ary hanoro azy ny lalana tsara tokony halehany!+ Ary andatsaho orana+ ny taninao izay nomenao ho lovan’ny vahoakanao.