2 Tantara 6:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 dia henoy any an-danitra fonenanao any ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po, ka ataovy izay hitanao fa rariny mba hanampiana azy ireo,+ ary mamelà ny heloky ny vahoakanao izay nanota taminao.
39 dia henoy any an-danitra fonenanao any ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po, ka ataovy izay hitanao fa rariny mba hanampiana azy ireo,+ ary mamelà ny heloky ny vahoakanao izay nanota taminao.