2 Tantara 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanao fivoriambe makotrokotroka izy ireo ny andro fahavalo,*+ satria efa nitokana an’ilay alitara nandritra ny fito andro izy ireo sady nanao an’ilay fety nandritra ny fito andro.
9 Nanao fivoriambe makotrokotroka izy ireo ny andro fahavalo,*+ satria efa nitokana an’ilay alitara nandritra ny fito andro izy ireo sady nanao an’ilay fety nandritra ny fito andro.