- 
	                        
            
            2 Tantara 8:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
14 Ary nozarazarainy hanao ny fanompoany ny mpisorona,+ nifanaraka tamin’ny fitsipika napetrak’i Davida rainy. Notendreny hanao ny andraikiny koa ny Levita, mba hidera+ sy hanompo an’Andriamanitra eo anatrehan’ny mpisorona araka ny fanao isan’andro. Notendreny ho eny amin’ny vavahady samy hafa kosa ny mpiandry vavahady, araka ny fizarana nisy azy avy.+ Izany rehetra izany mantsy no nandidian’i Davida, lehilahin’Andriamanitra.
 
 -