2 Tantara 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy nino ny tenin’ny olona anefa aho raha tsy tonga tatỳ, ka ny masoko mihitsy no nahita.+ Hay na ny antsasaky ny fahendrenao aza tsy nolazaina tamiko!+ Fa mihoatra lavitra noho izay efa henoko ny zavatra hitako.+
6 Tsy nino ny tenin’ny olona anefa aho raha tsy tonga tatỳ, ka ny masoko mihitsy no nahita.+ Hay na ny antsasaky ny fahendrenao aza tsy nolazaina tamiko!+ Fa mihoatra lavitra noho izay efa henoko ny zavatra hitako.+