2 Tantara 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohatra ho an’ny tranon’i Jehovah+ sy ho an’ny tranon’ny* mpanjaka,+ ary harpa sy zavamaneno fitendry ho an’ny mpihira.+ Mbola tsy nahitana hoatr’izany mihitsy tany Joda hatramin’izay. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:11 Fandalinana, Boky 1,
11 Ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohatra ho an’ny tranon’i Jehovah+ sy ho an’ny tranon’ny* mpanjaka,+ ary harpa sy zavamaneno fitendry ho an’ny mpihira.+ Mbola tsy nahitana hoatr’izany mihitsy tany Joda hatramin’izay.