18 Dia nirahin’i Rehoboama Mpanjaka ho any amin’ny Israely rehetra i Hadorama,+ ilay niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka. Nitora-bato azy anefa ny Israelita, ka maty izy. I Rehoboama Mpanjaka kosa tafakatra tao anaty kalesiny, ka nandositra tany Jerosalema.+