-
2 Tantara 11:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 I Abia zanak’i Maka àry no notendren’i Rehoboama ho lehiben’ireo rahalahiny sady mpitarika azy, satria tiany hatao mpanjaka izy.
-