-
2 Tantara 18:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ary hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mody hanao olon-kafa aho dia hirotsaka ao amin’ny ady, fa ianao kosa anaovy ny akanjom-boninahitrao.” Mody nanao olon-kafa àry ny mpanjakan’ny Israely, ka nirotsaka tao amin’ilay ady.
-