-
2 Tantara 18:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nanome baiko ny lehiben’ny miaramila mpitondra kalesy, hoe: “Aza miady amin’iza na iza, na amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”
-