2 Tantara 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tao Jerosalema koa i Josafata no nanendry ny sasany tamin’ny Levita sy ny mpisorona ary ny lohan’ny fianakaviambe teo amin’ny Israely, mba hitsara amin’ny anaran’i Jehovah sy handamina ny adin’ny mponina tao.+
8 Tao Jerosalema koa i Josafata no nanendry ny sasany tamin’ny Levita sy ny mpisorona ary ny lohan’ny fianakaviambe teo amin’ny Israely, mba hitsara amin’ny anaran’i Jehovah sy handamina ny adin’ny mponina tao.+