2 Tantara 20:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Mbola nanjaka teo amin’ny Joda ihany i Josafata. Lasa mpanjaka izy tamin’izy 35 taona, ary nanjaka 25 taona tany Jerosalema izy. Azoba no anaran-dreniny, ary zanak’i Sily+ izy io.
31 Mbola nanjaka teo amin’ny Joda ihany i Josafata. Lasa mpanjaka izy tamin’izy 35 taona, ary nanjaka 25 taona tany Jerosalema izy. Azoba no anaran-dreniny, ary zanak’i Sily+ izy io.