-
2 Tantara 23:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nirahin’i Joiada mpisorona anefa ireo lehiben’ny zato voatendry hitari-tafika, ka nilazany hoe: “Avoahy eny ivelan’ny filaharana izy. Ary raha misy manaraka azy, dia vonoy amin’ny sabatra!” Efa nilaza mantsy ilay mpisorona hoe: “Aza vonoina ao an-tranon’i Jehovah izy.”
-