2 Tantara 23:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nosamborin’izy ireo àry i Atalia, ka tonga dia novonoiny ho faty rehefa tonga teo amin’ny fidirana amin’ny Vavahadin-tsoavaly teo amin’ny tranon’ny* mpanjaka. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:15 Fandalinana, Boky 2,
15 Nosamborin’izy ireo àry i Atalia, ka tonga dia novonoiny ho faty rehefa tonga teo amin’ny fidirana amin’ny Vavahadin-tsoavaly teo amin’ny tranon’ny* mpanjaka.