2 Tantara 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nasian’i Joiada mpiandry vavahady+ koa teo am-bavahadin’ny tranon’i Jehovah, amin’izay tsy hisy afaka hiditra ao ny olona maloto, na inona na inona nandoto azy.
19 Dia nasian’i Joiada mpiandry vavahady+ koa teo am-bavahadin’ny tranon’i Jehovah, amin’izay tsy hisy afaka hiditra ao ny olona maloto, na inona na inona nandoto azy.