2 Tantara 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Lasa mpanjaka i Joasy tamin’izy fito taona,+ ary nanjaka 40 taona tany Jerosalema izy. Zibia no anaran-dreniny, ary avy any Beri-sheba izy io.+
24 Lasa mpanjaka i Joasy tamin’izy fito taona,+ ary nanjaka 40 taona tany Jerosalema izy. Zibia no anaran-dreniny, ary avy any Beri-sheba izy io.+