2 Tantara 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida niaraka tamin’ireo mpanjaka+ izy, satria nanao zavatra tsara ho an’ny Israely+ sy ho an’ilay tena Andriamanitra sy ny tranony.
16 Nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida niaraka tamin’ireo mpanjaka+ izy, satria nanao zavatra tsara ho an’ny Israely+ sy ho an’ilay tena Andriamanitra sy ny tranony.