-
2 Tantara 24:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia lasa ny Syrianina, ka navelany teo i Joasy rehefa naratra be.* Ary niray tetika hamono azy ny mpanompony, noho izy nandatsaka ny ran’ireo* zanak’i Joiada+ mpisorona. Koa novonoin’izy ireo teo am-pandriana izy ka maty.+ Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy,+ saingy tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+
-