-
2 Tantara 25:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tsy novonoiny anefa ny zanak’ireo, fa narahiny izay voasoratra ao amin’ny Lalàna ao amin’ny bokin’i Mosesy. Izao mantsy ny didin’i Jehovah ao: “Tsy tokony ho faty noho ny ataon’ny zanany ny ray, ary tsy tokony ho faty noho ny ataon’ny rainy ny zanaka. Ny fahotana vitan’ny tsirairay ihany no tokony hamonoana azy.”+
-