2 Tantara 25:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa avy namely ny Edomita anefa i Amazia ka niverina nody, dia nentiny ny andriamanitry ny miaramila avy any Seira ka nataony andriamaniny.+ Dia niankohoka teo anatrehan’ireny izy, ka nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’ireny. 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 25:14 w24.07 22
14 Rehefa avy namely ny Edomita anefa i Amazia ka niverina nody, dia nentiny ny andriamanitry ny miaramila avy any Seira ka nataony andriamaniny.+ Dia niankohoka teo anatrehan’ireny izy, ka nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’ireny.