2 Tantara 25:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy nanaiky anefa i Amazia.+ Ilay tena Andriamanitra mantsy no nahatonga an’izany, satria tiany ho resin’ny fahavalo izy ireo,+ fa nanompo ny andriamanitr’i Edoma.+
20 Tsy nanaiky anefa i Amazia.+ Ilay tena Andriamanitra mantsy no nahatonga an’izany, satria tiany ho resin’ny fahavalo izy ireo,+ fa nanompo ny andriamanitr’i Edoma.+