-
2 Tantara 25:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Nosamborin’i Joasy mpanjakan’ny Israely tany Beti-semesy i Amazia mpanjakan’ny Joda, zanak’i Joasy, zanak’i Joahaza.* Nentin’i Joasy tany Jerosalema izy avy eo. Ary nandrava 400 hakiho* tamin’ny mandan’i Jerosalema i Joasy, nanomboka teo amin’ny Vavahadin’i Efraima+ ka hatreo amin’ny Vavahady An-jorony.+
-