2 Tantara 28:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nasiany toerana avo tany amin’ny tanànan’i Joda rehetra, mba handoroana fanatitra hidona-tsetroka ho an’andriamani-kafa.+ Koa nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy.
25 Ary nasiany toerana avo tany amin’ny tanànan’i Joda rehetra, mba handoroana fanatitra hidona-tsetroka ho an’andriamani-kafa.+ Koa nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy.