2 Tantara 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Efa voasoratra ao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Joda sy Israely ny sisa amin’ny tantaran’i Ahaza sy izay rehetra nataony, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany.+
26 Efa voasoratra ao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Joda sy Israely ny sisa amin’ny tantaran’i Ahaza sy izay rehetra nataony, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany.+