2 Tantara 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nohidiany koa ny varavaran’ny tilikambo fidirana,+ ary novonoiny ny jiro.+ Tsy nandoro emboka manitra+ intsony izy ireo, sady tsy nanolotra sorona dorana+ ho an’ilay Andriamanitry ny Israely tao amin’ny toerana masina intsony.
7 Nohidiany koa ny varavaran’ny tilikambo fidirana,+ ary novonoiny ny jiro.+ Tsy nandoro emboka manitra+ intsony izy ireo, sady tsy nanolotra sorona dorana+ ho an’ilay Andriamanitry ny Israely tao amin’ny toerana masina intsony.