2 Tantara 29:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema i Jehovah,+ ka nataony nihorohoro sy gaga ary nisioka* izay olona nahita ny nanjo azy ireo, araka izao hitan’ny masonareo izao.+
8 Koa tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema i Jehovah,+ ka nataony nihorohoro sy gaga ary nisioka* izay olona nahita ny nanjo azy ireo, araka izao hitan’ny masonareo izao.+