2 Tantara 29:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Novonoin’izy ireo ny omby+ avy eo, dia nalain’ny mpisorona ny ra ka nafafiny teo amin’ny alitara.+ Novonoiny koa ny ondrilahy dia nafafiny teo amin’ny alitara ny ra. Novonoiny koa ny ondrilahy kely dia nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.
22 Novonoin’izy ireo ny omby+ avy eo, dia nalain’ny mpisorona ny ra ka nafafiny teo amin’ny alitara.+ Novonoiny koa ny ondrilahy dia nafafiny teo amin’ny alitara ny ra. Novonoiny koa ny ondrilahy kely dia nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.