2 Tantara 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manahaka ny razambenareo sy ny rahalahinareo. Nivadika tamin’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny mantsy izy ireo, ka nataon’Andriamanitra nihorohoro ny olona nahita an’izay nanjo azy ireo, toy izao hitanareo izao.+
7 Aza manahaka ny razambenareo sy ny rahalahinareo. Nivadika tamin’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny mantsy izy ireo, ka nataon’Andriamanitra nihorohoro ny olona nahita an’izay nanjo azy ireo, toy izao hitanareo izao.+