2 Tantara 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Betsaka tamin’ny olona anisan’ny fiangonana anefa no tsy mba nanamasina ny tenany. Ny Levita àry no namono ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’izay rehetra tsy nadio,+ mba hanamasinana azy ireo ho an’i Jehovah.
17 Betsaka tamin’ny olona anisan’ny fiangonana anefa no tsy mba nanamasina ny tenany. Ny Levita àry no namono ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’izay rehetra tsy nadio,+ mba hanamasinana azy ireo ho an’i Jehovah.