2 Tantara 30:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nampaherezin’i Hezekia izay* Levita rehetra nanompo an’i Jehovah tamim-pahendrena. Dia nisakafo tao amin’ilay fety izy ireo nandritra ny fito andro,+ sady nanao sorona iombonana+ ary nisaotra an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny.
22 Dia nampaherezin’i Hezekia izay* Levita rehetra nanompo an’i Jehovah tamim-pahendrena. Dia nisakafo tao amin’ilay fety izy ireo nandritra ny fito andro,+ sady nanao sorona iombonana+ ary nisaotra an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny.