2 Tantara 30:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanapa-kevitra ny fiangonana manontolo fa hankalaza an’ilay fety mandritra ny fito andro fanampiny. Koa nankalaza an’ilay izy nandritra ny fito andro fanampiny izy ireo sady falifaly.+ 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:23 Fandalinana, Boky 1,
23 Ary nanapa-kevitra ny fiangonana manontolo fa hankalaza an’ilay fety mandritra ny fito andro fanampiny. Koa nankalaza an’ilay izy nandritra ny fito andro fanampiny izy ireo sady falifaly.+