19 Nosoratana anarana koa ny mpisorona taranak’i Arona nipetraka tany amin’ny kijana manodidina ny tanànany.+ Nisy lehilahy vitsivitsy nofidina tany amin’ireo tanàna rehetra ireo, mba hizara sakafo ho an’ny lehilahy mpisorona sy ny olona rehetra voasoratra tao amin’ny tetirazan’ny Levita.