2 Tantara 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary niteny mafy be foana izy ireo sady nanao fitenin’ny Jiosy tamin’ny mponin’i Jerosalema teny ambony manda, satria te hampitahotra sy hampisahotaka azy, amin’izay ho azon’izy ireo ilay tanàna.+
18 Ary niteny mafy be foana izy ireo sady nanao fitenin’ny Jiosy tamin’ny mponin’i Jerosalema teny ambony manda, satria te hampitahotra sy hampisahotaka azy, amin’izay ho azon’izy ireo ilay tanàna.+