2 Tantara 32:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary lasa nanana harem-be sy nahazo voninahitra be i Hezekia.+ Nanao trano fitehirizana entana+ izy hametrahany volafotsy, volamena, vatosoa, menaka balsama, ampinga, ary zava-tsarobidy maro isan-karazany. 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 32:27 ip-1 396 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:27 Faminanian’i Isaia I, p. 396
27 Ary lasa nanana harem-be sy nahazo voninahitra be i Hezekia.+ Nanao trano fitehirizana entana+ izy hametrahany volafotsy, volamena, vatosoa, menaka balsama, ampinga, ary zava-tsarobidy maro isan-karazany.