-
2 Tantara 32:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Nanao trano fitehirizam-bokatra koa izy hasiana varimbazaha sy divay vaovao ary menaka. Ary nanao tranom-biby izy, ho an’ny biby fiompy isan-karazany sy ny ondry.
-