2 Tantara 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, toy ny nataon’i Manase rainy.+ Dia nanao sorona ho an’ny sary sokitra rehetra nataon’i Manase rainy izy,+ sady nanompo an’ireny foana.
22 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, toy ny nataon’i Manase rainy.+ Dia nanao sorona ho an’ny sary sokitra rehetra nataon’i Manase rainy izy,+ sady nanompo an’ireny foana.