-
2 Tantara 34:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia nankany amin’i Hilkia mpisoronabe izy ireo, ka nomeny azy ny vola nentina tao an-tranon’Andriamanitra. Io ilay vola voangon’ny Levita mpiandry varavarana avy tamin’ny fokon’i Manase sy Efraima, sy avy tamin’ny sisa rehetra tamin’ny Israely,+ sy avy tamin’ny Joda sy ny Benjamina ary ny mponin’i Jerosalema.
-