-
2 Tantara 34:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nomeny an’ireo voatendry hiandraikitra an’ilay asa tao an-tranon’i Jehovah ilay vola. Ireo mpiasa tao an-tranon’i Jehovah indray nampiasa an’ilay izy mba hanatsarana an’ilay trano sy hanamboarana ny simba.
-