2 Tantara 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nomeny ny mpanao asa tanana sy mpanao trano ilay vola, mba hividianana vato voapaika, sy hazo hatao tohana, ary hazo lehibe hanorenana an’ireo trano navelan’ny mpanjakan’ny Joda hirodana.+ 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 34:11 lff lesona 55 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:11 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 55
11 Nomeny ny mpanao asa tanana sy mpanao trano ilay vola, mba hividianana vato voapaika, sy hazo hatao tohana, ary hazo lehibe hanorenana an’ireo trano navelan’ny mpanjakan’ny Joda hirodana.+