2 Tantara 34:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Efa nangonin’izy ireo* ny vola azo tao an-tranon’i Jehovah, ka nomeny an’ireo lehilahy voatendry ho mpiandraikitra sy izay hanao an’ilay asa.”
17 Efa nangonin’izy ireo* ny vola azo tao an-tranon’i Jehovah, ka nomeny an’ireo lehilahy voatendry ho mpiandraikitra sy izay hanao an’ilay asa.”